Luke 22:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hihinana sy hisotro eo amin’ny latabatro amin’ny fanjakako ianareo sady hipetraka ambony sezafiandrianana hitsara ny fokon’ny Israely roa amby folo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba hihinananareo sy hisotroanareo eo amin’ny latabatro any amin’ny fanjakako, ary hipetrahanareo amin’ny seza fiandrianana hitsara ny foko roa ambin’ny folo amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hihinana sy hisotro eo amin’ny latabatro ianareo any amin’ny Fanjakàko ary hipetraka ambony sezafiandrianana hitsara ny foko 12 amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
mba hihinana sy hisotro eo amin'ny latabatro amin'ny fanjakako ianareo sady hipetraka ambony seza fiandrianana hitsara ny firenen'isiraely roa ambin'ny folo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hihinana sy hisotro eo amin’ny latabatro amin’ny fanjakako ianareo sady hipetraka ambony sezafiandrianana hitsara ny fokon’ny Israely roa amby folo.
malagasy
mba hihinana sy hisotro eo amin'ny latabatro amin'ny fanjakako ianareo sady hipetraka ambony seza fiandrianana hitsara ny firenen'isiraely roa ambin'ny folo,