Luke 22:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro i Satana efa nitaky anareo hokororohiny toy ny vary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny Tompo: «Ry Simôna, ry Simôna, indro i Satana nitady hikororòka anareo tahaka ny vary,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Jesoa tamin’i Petera: –Ry Simôna, ry Simôna, indro efa notakîn’i Satàna hokotranina toy ny vary sivanina ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro, Satana efa nilofo nitady anareo hokororohiny toy ny vary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro i Satana efa nitaky anareo hokororohiny toy ny vary.
malagasy
Ary hoy ny Tompo: Ry Simona, ry Simona, indro, Satana efa nilofo nitady anareo hokororohiny toy ny vary.