Luke 22:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na dia ho any an-tranomaizina aza, na dia ho any amin’ny fahafatesana aza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Piera taminy: «Vonon-kanaraka Anao aho, Tompoko, na ho ao an-tranomaizina, na ho any amin’ny fahafatesana aza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Petera niteny taminy hoe: –Tompo ô, vonon-kanaraka Anao aho na ho any am-ponja sy ho any amin’ny fahafatesana aza!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na ho ao an-tranomaizina, na dia ho amin'ny fahafatesana aza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na dia ho any an-tranomaizina aza, na dia ho any amin’ny fahafatesana aza.
malagasy
Ary hoy izy taminy: Tompoko, vonona hanaraka Anao aho, na ho ao an-tranomaizina, na dia ho amin'ny fahafatesana aza.