Luke 22:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio dia handa intelo ho tsy mahafantatra Ahy ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa: «Lazaiko aminao, ry Piera, fa mbola tsy haneno ny akoho anio, dia handà intelo ho tsy mahalala Ahy ianao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Jesoa: –Lazaiko aminao, ry Petera, fa mbola tsy haneno akory ny akoho anio, dia efa intelo no handavanao ho tsy mahalala Ahy!
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà intelo ho tsy mahalala Ahy ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio dia handa intelo ho tsy mahafantatra Ahy ianao.
malagasy
Fa hoy Jesosy: Lazaiko aminao, ry Petera: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà intelo ho tsy mahalala Ahy ianao.