Luke 22:35 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa Izy tamin’izy ireo: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy koa Izy tamin’ny mpianany: «Raha naniraka anareo tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kiraro Aho, moa orin-javatra va ianareo?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no tenin’i Jesoa tamin’ny apôstôly: –Moa orin-javatra ve ianareo, raha nirahiko tsy aman-kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa? Dia novalian’ireo hoe: –Tsy orin’inona na inona izahay!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Izy taminy: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa Izy tamin’izy ireo: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.
malagasy
Ary hoy koa Izy taminy: Raha nirahiko tsy nitondra kitapom-bola na kitapom-batsy na kapa ianareo, moa nisy zavatra nahory anareo va? Dia hoy ireo: Tsy nisy.