Luke 22:36 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Izy taminy: Amin’izao kosa, izay manana kitapom-bola dia aoka izy hitondra; ary toy izany koa ny kitapom-batsy; ary izay tsy manan-tsabatra kosa dia aoka izy hivarotra ny lambany ka hividy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Tsy orin’inon’inona izahay» hoy izy ireo. Dia hoy Izy taminy: «Fa amin’izao kosa izay manan-kitapom-bola aoka hitondra azy; toy izany koa izay manan-kitapom-batsy, ary izay tsy manan-tsabatra aoka hivarotra ny akanjony ka hividy iray;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Jesoa taminy: –Amin’izao kosa anefa, izay manana kitapom-bola, aoka hivimbina ny azy; torak’izany koa izay manana kitapom-batsy; ary izay tsy manan-tsabatra, aoka hivarotra ny lambany ka hividy sabatra.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Izy taminy: Fa amin'izao kosa, izay manana kitapom-bola dia aoka hitondra azy; ary toy izany koa ny kitapom-batsy; ary izay tsy manan-tsabatra kosa, dia aoka hivarotra ny lambany izy ka hividy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Izy taminy: Amin’izao kosa, izay manana kitapom-bola dia aoka izy hitondra; ary toy izany koa ny kitapom-batsy; ary izay tsy manan-tsabatra kosa dia aoka izy hivarotra ny lambany ka hividy.
malagasy