Luke 22:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka Amiko izao voasoratra izao hoe: «Ary natao ho isan’ny mpanota Izy» (Isa 53.12); fa efa ho tanteraka ny Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa lazaiko aminareo fa ity teny voasoratra ity koa tsy maintsy ho tanteraka amiko, dia ilay hoe: Natao lasitra iray amin’ny ratsy fanahy Izy; fa efa ho tapitra daholo ny amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lazaiko aminareo fa tsy maintsy tanteraka amiko ilay tenin’ny Soratra Masina hoe: «Natao ho isan’ny mpanao ratsy Izy »; ary efa ho tanteraka tokoa ity ny momba Ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka amiko izao voasoratra izao hoe: Ary Izy natao ho isan'ny mpanota (Isa. 53. 12); fa efa ho tanteraka ny amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka Amiko izao voasoratra izao hoe: «Ary natao ho isan’ny mpanota Izy» (Isa 53.12); fa efa ho tanteraka ny Amiko.
malagasy
Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka amiko izao voasoratra izao hoe: Ary Izy natao ho isan'ny mpanota (Isa. 53. 12); fa efa ho tanteraka ny amiko.