Luke 22:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo: Tompoko, indreto sabatra roa. Dia hoy Jesosy taminy: Ampy izay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy ireo: «Tompoko, indreto misy sabatra roa» Dia hoy i Jesoa taminy: «Ampy izay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny apôstôly: –Indreto, Tompoko, misy sabatra roa! Fa i Jesoa nanao taminy hoe: –Aoka izay!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo: Tompoko, indreto sabatra roa. Dia hoy Jesosy taminy: Aoka izay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo: Tompoko, indreto sabatra roa. Dia hoy Jesosy taminy: Ampy izay.
malagasy
Ary hoy ireo: Tompoko, indreto sabatra roa. Dia hoy Jesosy taminy: Aoka izay.