Luke 22:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niala teo Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankany an-tendrombohitra Oliva Izy, ary nanaraka Azy koa ny mpianatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka nankany an-tendrombohitra Oliva araka ny fanaony Izy, ka nanaraka Azy koa ny mpianany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niainga i Jesoa nankany an-tendrombohitra Analanôliva araka ny fanaony; ary tafaraka taminy koa ny mpianany.
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankao an-tendrombohitra Oliva Izy, ary ny mpianatra koa nanaraka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niala teo Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankany an-tendrombohitra Oliva Izy, ary nanaraka Azy koa ny mpianatra.
malagasy
Ary nivoaka Jesosy, koa araka ny fanaony dia nankao an-tendrombohitra Oliva Izy, ary ny mpianatra koa nanaraka Azy.