Luke 22:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina izy ary niresaka taminy ny amin’izay hanolorany an’i Jesosy amin’ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lasa izy nankany amin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny manam-pahefana niraharaha ny amin’izay hanolorany Azy amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nankany amin’ny lohandoha-mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly izy hidinidinika ny amin’izay hanolorany an’i Jesoa aminy.
Malagasy Bible 1865
dia nankao amin'ny lohan'ny mpisorona sy ny lehiben'ny mpiambina izy ka niresaka taminy ny amin'izay hamadihany an'i Jesosy amin'ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka nankao amin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina izy ary niresaka taminy ny amin’izay hanolorany an’i Jesosy amin’ireo.
malagasy
dia nankao amin'ny lohan'ny mpisorona sy ny lehiben'ny mpiambina izy ka niresaka taminy ny amin'izay hamadihany an'i Jesosy amin'ireo.