Luke 22:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha vao tonga tao amin’izany toerana izany Izy dia niteny taminy hoe: Mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga tany Izy dia nanao tamin’izy ireo hoe: «Mivavaha mba tsy ho azon’ny fakam-panahy ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tonga teo amin’ilay toerana i Jesoa, dia nanao tamin’ny mpianany hoe: –Mivavaha mba tsy ho azon’ny fakampanahy ianareo!
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao tonga tao amin'izany tany izany, dia hoy Izy taminy: Mivavaha mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha vao tonga tao amin’izany toerana izany Izy dia niteny taminy hoe: Mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy.
malagasy
Ary raha vao tonga tao amin'izany tany izany, dia hoy Izy taminy: Mivavaha mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy.