Luke 22:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nihataka tokony ho indray mitora-bato tamin’izy ireo Izy, dia nandohalika ka nivavaka hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nihataka tamin’izy ireo tokony ho tra-toraka Izy ka nandohalika, dia nivavaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nihataka tamin’ny mpianany tokony ho tra-toraka i Jesoa; dia nandohalika Izy ary nivavaka
Malagasy Bible 1865
Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nihataka tokony ho indray mitora-bato tamin’izy ireo Izy, dia nandohalika ka nivavaka hoe:
malagasy
Ary Izy nihataka taminy tokony ho indray mitora-bato, dia nandohalika ka nivavaka hoe: