Luke 22:42 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raiko ô, raha sitrakao dia esory Amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao fa ny Anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
nanao hoe: «Raiko ô! raha sitrakao, halaviro Ahy ity kapoaka ity; ny sitraponao anefa no aoka ho tanteraka, fa tsy ny Ahy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nanao hoe: –Ray ô, raha sitrakao, esory lavitra Ahy izao fijaliana izao; kanefa aoka tsy ny sitrapoko no hatao, fa ny anao.
Malagasy Bible 1865
Raiko ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raiko ô, raha sitrakao dia esory Amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao fa ny Anao.
malagasy
Raiko ô, raha sitrakao, dia esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao.