Luke 22:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho Taminy ka nampahery Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nisy Anjely anankiray avy tany an-danitra niseho taminy sy nankahery Azy. Dia voan’ny fiadiana aina Izy, fa vao mainka nivavaka mafimafy kokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay kosa nisy anjely anankiray avy tany an-danitra niseho taminy sy nankahery Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho teo aminy ka nampahery Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho Taminy ka nampahery Azy.
malagasy
Ary nisy anjely avy tany an-danitra niseho teo aminy ka nampahery Azy.