Luke 22:44 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary fadiranovana Izy ka nivavaka mafimafy kokoa; koa ny hatsembohany dia tahaka ny vaingan-dra nitete tamin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanjary toy ny ra ny hatsembohany sady nipotrapotraka tamin’ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitebiteby fadiranovana Izy, fa vao mainka nivavaka mafimafy kokoa indray. Ary nanjary toy ny ra mitete ny hatsembohany sady nipotrapotraka tamin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny rà nipotrapotraka tamin'ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary fadiranovana Izy ka nivavaka mafimafy kokoa; koa ny hatsembohany dia tahaka ny vaingan-dra nitete tamin’ny tany.
malagasy
Ary fadiranovana Izy, ka dia nivavaka mafimafy kokoa; ary ny dininy dia tahaka ny rà nipotrapotraka tamin'ny tany.