Luke 22:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nitsangana avy nivavaka Izy dia nankeo amin’ny mpianatra ka nahita azy ireo resin-tory noho ny alahelo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin’ny mpianany ka nahita azy matory noho ny alahelo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nitsangana avy nivavaka i Jesoa, dia nankeo amin’ny mpianany, ka nahita azy ireo natory noho ny alahelo.
Malagasy Bible 1865
Ary nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin'ny mpianatra ka nahita azy matorin'alahelo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nitsangana avy nivavaka Izy dia nankeo amin’ny mpianatra ka nahita azy ireo resin-tory noho ny alahelo.
malagasy
Ary nony nitsangana avy nivavaka Izy, dia nankeo amin'ny mpianatra ka nahita azy matorin'alahelo.