Luke 22:46 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna ka mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nilaza taminy hoe: «Nahoana no matory ianareo? Mifohaza, ka mivavaha mba tsy ho azon’ny fakam-panahy ianareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy Izy taminy: –Nahoana no matory ianareo? Mifohaza, ka mivavaha mba tsy ho azon’ny fakampanahy ianareo!
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna ka mivavaha mba tsy hidiranareo amin’ny fakam-panahy.
malagasy
Dia hoy Izy taminy: Nahoana no dia matory ianareo? Mitsangàna, ka mivavaha, mba tsy hidiranareo amin'ny fakam-panahy.