Luke 22:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan’ny roa amby folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an’i Jesosy mba hanoroka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha mbola niteny Izy, dia indro nisy andian’olona maromaro nitranga, ka ilay atao hoe Jodasy, anankiray tamin’ny roa ambin’ny folo lahy, no loha lalana, ary nanatona an’i Jesoa ilay io mba hanoroka Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha mbola miteny eo i Jesoa, dia indro nisy andian’olona tamy; ka ilay atao hoe Jodasy, anankiray amin’ny 12 lahy no lohalalana. Ary nanatona an’i Jesoa i Jodasy mba hanoroka Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan'ny roa ambin'ny folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an'i Jesosy hanoroka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan’ny roa amby folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an’i Jesosy mba hanoroka Azy.
malagasy
Ary raha mbola niteny Jesosy, indreo, tamy ny vahoaka, ary ilay atao hoe Jodasy, isan'ny roa ambin'ny folo lahy, dia nandeha teo alohany ka nanatona an'i Jesosy hanoroka Azy.