Luke 22:48 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy Jesosy taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no anoloranao ny Zanak’Olona?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa taminy: «Ry Jodasy, dia fanorohana lahy no amadihanao ny Zanak’olona?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Jesoa taminy: –O! ry Jodasy, dia fanorohana ve no anoloranao ny Zanak’olona?
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Jesosy taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no amadihanao ny Zanak'olona?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy Jesosy taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no anoloranao ny Zanak’Olona*?
malagasy
Fa hoy Jesosy taminy: Ry Jodasy, fanorohana va no amadihanao ny Zanak'olona?