Luke 22:49 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay teo Aminy, raha nahita izay efa hanjo, dia niteny hoe: Tompoko, hamely amin’ny sabatra va izahay?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony hitan-dry zareo teo amin’i Jesoa izay hanjò, dia hoy izy taminy: «Tompoko, mba hamely amin’ny sabatra va izahay?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nahatsinjo ny zava-hitranga ireo mpianatra teo amin’i Jesoa, ka nanontany Azy hoe: –Ahoana, Tompoko, raha mba hamely amin’ny sabatra izahay?
Malagasy Bible 1865
Ary izay teo aminy, raha nahita izay efa hanjo, dia nanao hoe: Tompoko, hamely amin'ny sabatra va izahay?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay teo Aminy, raha nahita izay efa hanjo, dia niteny hoe: Tompoko, hamely amin’ny sabatra va izahay?
malagasy
Ary izay teo aminy, raha nahita izay efa hanjo, dia nanao hoe: Tompoko, hamely amin'ny sabatra va izahay?