Luke 22:50 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny iray teo aminy dia namely ny mpanompon’ny Mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny havanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasian’ny anankiray taminy tokoa ny mpanompon’ny lehiben’ny mpisorona, ka afaka terỳ ny sofiny ankavanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia namely ny mpanompon’ny mpisorombe tokoa ny anankiray tamin’ireto mpianatra, ka nahafaka ny sofiny havanana.
Malagasy Bible 1865
Ary ny anankiray teo aminy dia nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny iray teo aminy dia namely ny mpanompon’ny Mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny havanana.
malagasy
Ary ny anankiray teo aminy dia nikapa ny mpanompon'ny mpisoronabe ka nahafaka ny sofiny ankavanana.