Luke 22:51 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Jesosy namaly hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nikasika ny sofiny Izy ka nanasitrana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy i Jesoa: «Aoka izay» Dia nanendry ny sofin-dralehilahy Izy, ka nahasitrana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa niteny i Jesoa nanao hoe: –Aoka izay! Dia nikasika ny sofin-dralehilahy Izy, ka nanasitrana azy.
Malagasy Bible 1865
Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Jesosy namaly hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nikasika ny sofiny Izy ka nanasitrana azy.
malagasy
Fa Jesosy namaly ka nanao hoe: Aoka ihany na dia izao aza. Dia nanendry ny sofiny Izy ka nahasitrana azy.