Luke 22:52 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy Jesosy tamin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ireo lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ireo loholona izay tonga hisambotra Azy: Tonga mitondra sabatra sy langilangy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy i Jesoa tamin’ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpandraharaha amin’ny Tempoly ary ny loholona izay tonga teo handray Azy: «Mova tsy ny hisambotra jiolahy izato fiavinareo, mitondra sabatra sy langilangy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izao no tenin’i Jesoa tamin’ny lohandoha-mpisorona sy ny lehiben’ny mpiambina ny tempoly mbamin’ny loholona tonga teo hisambotra Azy: –Toy ny hisambotra jiolahy izato fiavinareo mirongo sabatra sy kibay.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jesosy tamin'ny lohan'ny mpisorona sy ny lehiben'ny mpiambina ny tempoly ary ny loholona izay tonga hisambotra Azy: Mivoaka mitondra sabatra sy langilangy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy Jesosy tamin’ireo lehiben’ny mpisorona sy ireo lehiben’ny mpiambina ny tempoly ary ireo loholona izay tonga hisambotra Azy: Tonga mitondra sabatra sy langilangy toy ny hisambotra jiolahy va ianareo?
malagasy