Luke 22:53 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha teo aminareo isanandro teo amin’ny tempoly Aho dia tsy nanatsotra tanana Tamiko ianareo; fa izao no fotoananareo sy ny herin’ny maizina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo aminareo isan’andro tao an-Tempoly Aho, nefa tsy nikasi-tanana Ahy akory ianareo; fa izao tonga ny fotoanareo sy ny herin’ny maizina.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo aminareo isan’andro Aho tao an- kianjan’ny tempoly kanefa tsy nikasi-tanana Ahy ianareo; fa izao no ora voatendry ho anareo sy hanamparan’ny maizina ny fahefàny.
Malagasy Bible 1865
Raha teo aminareo isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Aho, dia tsy naninji-tanana tamiko ianareo; fa izao no fotoanareo sy herin'ny maizina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha teo aminareo isanandro teo amin’ny tempoly Aho dia tsy nanatsotra tanana Tamiko ianareo; fa izao no fotoananareo sy ny herin’ny maizina.
malagasy
Raha teo aminareo isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Aho, dia tsy naninji-tanana tamiko ianareo; fa izao no fotoanareo sy herin'ny maizina.