Luke 22:55 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha nandrehitra afo teo an-kianja ireo ka nipetraka dia mba nipetraka teo aminy koa i Petera.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nampirehitra afo teo afovoan’ny tokotany ny olona, dia nipetraka nanodidina, ka mba niara-nipetraka taminy teo koa i Piera.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Namelona afo teo afovoan-tokotany ny mpiasa ary namindro; dia mba namindro niaraka taminy teo koa i Petera.
Malagasy Bible 1865
Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha nandrehitra afo teo an-kianja ireo ka nipetraka dia mba nipetraka teo aminy koa i Petera.
malagasy
Ary raha namelona afo teo an-kianja ireo ka nipetraka, dia mba nipetraka teo aminy koa Petera.