Luke 22:56 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny mpanompovavy iray, nony nahita azy nipetraka teo anilan’ny hazavana, dia nandinika azy ka niteny hoe: Ity koa niaraka Taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy ankizivavy anankiray kosa nahita azy nipetraka tao akaikin’ny afo, ka nijery azy, dia nanao hoe: «Ity koa niaraka taminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo amin’ny mazavazava izy no nitoetra, hany ka tsikaritry ny vehivavy mpiasa anankiray sy nodinidinihiny ary nataony hoe: –Ity rangahy ity koa niaraka taminy!
Malagasy Bible 1865
Ary ny ankizivavy anankiray, nony nahita azy nipetraka teo anilan'ny afo, dia nandinika azy ka nanao hoe: Ity koa nomba Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny mpanompovavy iray, nony nahita azy nipetraka teo anilan’ny hazavana, dia nandinika azy ka niteny hoe: Ity koa niaraka Taminy.
malagasy
Ary ny ankizivavy anankiray, nony nahita azy nipetraka teo anilan'ny afo, dia nandinika azy ka nanao hoe: Ity koa nomba Azy.