Luke 22:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanaiky izy ka nitady izay fotoana azony hanolorana Azy amin’ireo, tsy ho fantatry ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nanaiky izy ka nikendry izay fotoana tsy hisy olona, hanolorany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nanaiky i Jodasy ka nitady izay fotoana tsara hanolorana an-tsokosoko an’i Jesoa eo am-pelatanany.
Malagasy Bible 1865
Ary nanaiky izy ka nitady izay andro hahazoany hamadika Azy amin'ireo amin'ny tsy misy olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanaiky izy ka nitady izay fotoana azony hanolorana Azy amin’ireo, tsy ho fantatry ny olona.
malagasy
Ary nanaiky izy ka nitady izay andro hahazoany hamadika Azy amin'ireo amin'ny tsy misy olona.