Luke 22:60 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Petera: Ralehilahy, tsy fantatro izay lazainao. Ary niaraka tamin’izay, raha mbola niteny izy, dia nisy akoho naneno.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Piera: «Ry sakaiza, tsy fantatro izay lazainao.» Niaraka tamin’izay raha mbola niteny izy, dia naneno ny akoho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Petera: –Tsy fantatro izay lazainao, andriamatoa! Niaraka tamin’izay, raha mbola niteny i Petera, dia nisy akoho naneno.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Petera: Ralehilahy, tsy fantatro izay lazainao. Ary niaraka tamin'izay, raha mbola niteny izy, dia nisy akoho naneno.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Petera: Ralehilahy, tsy fantatro izay lazainao. Ary niaraka tamin’izay, raha mbola niteny izy, dia nisy akoho naneno.
malagasy
Fa hoy Petera: Ralehilahy, tsy fantatro izay lazainao. Ary niaraka tamin'izay, raha mbola niteny izy, dia nisy akoho naneno.