Luke 22:61 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitodika ny Tompo dia nibanjina an’i Petera. Ary nahatsiaro ilay tenin’ny Tompo taminy i Petera hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio dia handa Ahy intelo ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nitodika nijery an’i Piera ny Tompo, ka tsaroan’i Piera ilay tenin’ny Tompo nanao hoe: Alohan’ny maneno akoho anio, dia handà Ahy intelo ianao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nitodika nijery an’i Petera ny Tompo ka tsaroan’i Petera ny tenin’ny Tompo fony Izy nilaza taminy hoe: «Alohan’ny maneno akoho anio, dia handà Ahy intelo ianao.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny Tompo nitodika, dia nijery an'i Petera. Ary Petera nahatsiaro ilay tenin'ny Tompo nolazainy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà Ahy intelo ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitodika ny Tompo dia nibanjina an’i Petera. Ary nahatsiaro ilay tenin’ny Tompo taminy i Petera hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio dia handa Ahy intelo ianao.
malagasy
Ary ny Tompo nitodika, dia nijery an'i Petera. Ary Petera nahatsiaro ilay tenin'ny Tompo nolazainy taminy hoe: Raha tsy mbola misy akoho maneno anio, dia handà Ahy intelo ianao.