Luke 22:62 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa nankany ivelany i Petera ka nitomany mafy tokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nivoaka tany ivelany izy ka nitomany fatratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia lasa nankany ivelany i Petera ka nitomany fatratra.
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka Petera, dia nitomany mafy indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa nankany ivelany i Petera ka nitomany mafy tokoa.
malagasy
Ary nivoaka Petera, dia nitomany mafy indrindra.