Luke 22:63 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehilahy izay nitana an’i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nataon’ireo olona nitana Azy fihomehezana i Jesoa sady nokapohiny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nesoin’ireo mpiambina Azy i Jesoa sady nokapohiny;
Malagasy Bible 1865
Ary ny lehilahy izay nitana an'i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehilahy izay nitana an’i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.
malagasy
Ary ny lehilahy izay nitana an'i Jesosy dia nanao Azy ho fihomehezana sady nikapoka Azy.