Luke 22:64 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa notampenan’izy ireo ny masony dia nanontaniany hoe: Maminania; iza moa no nikapoka Anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
notampenany ny masony, notehafiny ny tavany, dia hoy izy taminy: «Vinanio hoe izay namely Anao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nony avy nosaronany tava, dia nanontaniany hoe: –Vinanio hoe izay namely Anao teo?
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nanampi-maso Azy izy, dia nanontany Azy hoe: Maminania; iza moa no namely Anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa notampenan’izy ireo ny masony dia nanontaniany hoe: Maminania; iza moa no nikapoka Anao?
malagasy
Ary rehefa nanampi-maso Azy izy, dia nanontany Azy hoe: Maminania; iza moa no namely Anao?