Luke 22:65 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teny ratsy maro hafa koa no nataony hanaratsiany Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary maro ny teny ratsy hafa nanaratsiany Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary maro koa ny teny hafa nanevatevany Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teny ratsy maro hafa koa no nataony hanaratsiany Azy.
malagasy
Ary niteny ratsy izy nilaza zavatra maro hafa koa nanaratsiany Azy.