Luke 22:66 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha vao nazava ny andro dia nivory ny filankevitry ny loholona dia ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ka nitondra an’i Jesosy ho eo amin’ny Sinedrionany
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony vao maraina ny andro, dia nivory ny loholona sy ny lohandohan’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka nentiny tao amin’ny Sanedrìna i Jesoa, ary hoy izy taminy: «Raha Ianao no i Kristy, dia lazao aminay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony maraina ny andro, dia nivory ny loholom -bahoaka sy ny lohandoha-mpisorona mbamin’ny mpahay lalàna; ary nasain-dry zareo nentina i Jesoa hiatrika ny Fitsarana ambony teo anoloany.
Malagasy Bible 1865
Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an'i Jesosy ho eo amin'ny Synedriona, dia nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha vao nazava ny andro dia nivory ny filankevitry ny loholona dia ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna ka nitondra an’i Jesosy ho eo amin’ny Sinedrionany
malagasy
Ary raha vao nazava ny andro, niangona ny loholona, dia ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna, ka nitondra an'i Jesosy ho eo amin'ny Synedriona, dia nanao hoe: