Luke 22:67 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary niteny hoe: Raha Ianao no Kristy dia lazao aminay. Dia hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho dia tsy hino ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy Izy taminy: «Na hilaza aminareo aza Aho, tsy hinoanareo akory;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ireo taminy: –Lazao aminay raha Ianao no ilay Mesia! Dia novalian’i Jesoa hoe: –Raha hilaza aminareo Aho, tsy hinoanareo akory;
Malagasy Bible 1865
Raha Hianao no Kristy, dia lazao aminay. Fa hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho, dia tsy hino ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary niteny hoe: Raha Ianao no Kristy* dia lazao aminay. Dia hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho dia tsy hino ianareo.
malagasy
Raha Hianao no Kristy, dia lazao aminay. Fa hoy Izy taminy: Na dia hilaza aminareo aza Aho, dia tsy hino ianareo.