Luke 22:68 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia hanontany aza Aho dia tsy hamaly akory ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary raha hanontany anareo aza Aho, tsy hovalianareo na halefanareo akory.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
raha hanontany Aho, tsy hovalianareo akory.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia hanontany aza Aho, dia tsy hamaly akory ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia hanontany aza Aho dia tsy hamaly akory ianareo.
malagasy
Ary na dia hanontany aza Aho, dia tsy hamaly akory ianareo.