Luke 22:69 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hatramin’izao ny Zanak’Olona dia hipetraka eo ankavanan’ny herin’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hatramin’izao ny Zanak’olona dia hipetraka eo ankavanan’ny herin’Andriamanitra.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy ho ela intsony anefa ny Zanak’olona dia hipetraka eo ankavanan’ilay Andriamanitra mahery.
Malagasy Bible 1865
Fa hatramin'izao ny Zanak'olona dia hipetraka eo an-tanana ankavanan'ny herin'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hatramin’izao ny Zanak’Olona* dia hipetraka eo ankavanan’ny herin’Andriamanitra.
malagasy
Fa hatramin'izao ny Zanak'olona dia hipetraka eo an-tanana ankavanan'ny herin'Andriamanitra.