Luke 22:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga ny andron’ny Azima izay tsy maintsy hamonoana ny zanak’ondrin’ny Paka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga ny andro fihinanana ny azima izay tsy maintsy hamonoana ny zanak’ondry ho an’ny sakafo Paska.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska*.
malagasy
Ary tonga ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira, dia ilay tsy maintsy hamonoana ny Paska.