Luke 22:70 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy izy rehetra: Zanak’Andriamanitra ary va Ianao? Dia hoy Izy taminy: Voalazanareo fa Izaho no Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy rehetra: «Zanak’Andriamanitra izany Ianao?» Ary hoy Izy taminy: «Voalazanareo, izy Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy izy rehetra hoe: –Koa Ianao ve izany no ilay Zanak’Andriamanitra? Dia novalian’i Jesoa hoe: –Voalazanareo fa Izaho no Izy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy rehetra: Zanak'Andriamanitra va ary Hianao? Ary hoy Izy taminy: Voalazanareo fa Izaho no Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy izy rehetra: Zanak’Andriamanitra ary va Ianao? Dia hoy Izy taminy: Voalazanareo fa Izaho no Izy.
malagasy
Dia hoy izy rehetra: Zanak'Andriamanitra va ary Hianao? Ary hoy Izy taminy: Voalazanareo fa Izaho no Izy.Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilantsika vavolombelona? fa ny tenantsika no efa nandre tamin'ny vavany.