Luke 22:71 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilàntsika vavolombelona? Fa ny tenantsika no efa nandre tamin’ny vavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka hoy izy ireo: «Inona indray no ilàntsika vavolombelona? Tenantsika no nandre tamin’ny vavany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ry zareo: –Inona indray no ilàntsika vavolombelona? Ny tenantsika no efa nandre tamin’ny vavany.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilantsika vavolombelona? fa ny tenantsika no efa nandre tamin'ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilàntsika vavolombelona? Fa ny tenantsika no efa nandre tamin’ny vavany.
malagasy
Ary hoy ireo: Ka inona indray no ilantsika vavolombelona? fa ny tenantsika no efa nandre tamin'ny vavany.