Luke 22:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Jesosy naniraka an’i Petera sy i Jaona ka niteny hoe: Mandehana, manomana ny Paska hohanintsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka naniraka an’i Piera sy i Joany i Jesoa nanao hoe: «Mandehana manamboatra ny Paka hohanintsika.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nirahin’i Jesoa ry i Petera sy i Jôhany nataony hoe: –Ndeha manomana ny sakafo Paska ho antsika.
Malagasy Bible 1865
Ary Jesosy naniraka an'i Petera sy Jaona ka nanao hoe: Mandehana, ka amboary ny Paska hohanintsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Jesosy naniraka an’i Petera sy i Jaona ka niteny hoe: Mandehana, manomana ny Paska hohanintsika.
malagasy
Ary Jesosy naniraka an'i Petera sy Jaona ka nanao hoe: Mandehana, ka amboary ny Paska hohanintsika.