Luke 22:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanomananay azy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aiza no tianao hanamboaranay azy?» hoy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy izy roa lahy taminy: –Aiza no tianao hanomananay azy?
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanamboaranay azy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanomananay azy?
malagasy
Ary hoy ireo taminy: Aiza no tianao hanamboaranay azy?