Luke 23:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nitsangana ny olona rehetra ka nitondra an’i Jesosy tany amin’i Pilato.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay dia nitsangana izy rehetra ka nitondra an’i Jesoa tany amin’i Pilaty,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia indray nitsangana ny mpivory ka nitondra an’i Jesoa tany amin’i Pilato,
Malagasy Bible 1865
Ary ny olona rehetra nitsangana ka nitondra an'i Jesosy tany amin'i Pilato,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nitsangana ny olona rehetra ka nitondra an’i Jesosy tany amin’i Pilato.
malagasy
Ary ny olona rehetra nitsangana ka nitondra an'i Jesosy tany amin'i Pilato,