Luke 23:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna nijanona teo dia nitompo teny fantatra hiampanga Azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eo izany ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna efa nikiribiby erỳ miampanga Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eo izany ireo lohandoha-mpisorona sy ireo mpahay lalàna tsy sasatra miampanga Azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nijanona teo dia nitompo teny fatratra hiampanga Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ireo lehiben’ny mpisorona sy ny mpanoradalàna nijanona teo dia nitompo teny fantatra hiampanga Azy.
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nijanona teo dia nitompo teny fatratra hiampanga Azy.