Luke 23:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nanjary mpinamana i Heroda sy i Pilato tamin’izany andro izany; kanefa nifankahala izy roa lahy taloha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay andro izay dia tonga nisakaiza terỳ i Herôda sy i Pilaty, ilay efa nifandrafy teo iny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izay andro izay dia nanjary nihavana i Herôda sy i Pilato izay nifandrafy iny teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Ary tonga nisakaiza Heroda sy Pilato tamin'izany andro izany; kanefa nifandrafy izy roa lahy talohan'izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nanjary mpinamana i Heroda sy i Pilato tamin’izany andro izany; kanefa nifankahala izy roa lahy taloha.
malagasy
Ary tonga nisakaiza Heroda sy Pilato tamin'izany andro izany; kanefa nifandrafy izy roa lahy talohan'izany.