Luke 23:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nasain’i Pilato novorina ireo lehiben’ny mpisorona sy ireo manampahefana ary ny vahoaka
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nasain’i Pilaty novorina ny lohandohan’ny mpisorona sy ny mpifehy ary ny vahoaka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Novorîn’i Pilato ny lohandoha-mpisorona sy ny manampahefana jiosy ary ny vahoaka,
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nasain'i Pilato novorina ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka ary ny vahoaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nasain’i Pilato novorina ireo lehiben’ny mpisorona sy ireo manampahefana ary ny vahoaka
malagasy
Ary rehefa nasain'i Pilato novorina ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanapaka ary ny vahoaka,