Luke 23:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hoy izy tamin’izy ireo: Noentinareo atỳ amiko ity Lehilahy ity fa hoe nampiodina ny vahoaka; ary indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok’ity Lehilahy ity amin’izay iampanganareo Azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia nilazany hoe: «Nentinareo tatỳ io Lehilahy io, fa hoe mandrendri-bahoaka hikomy, ary efa nanadina Azy teo anatrehanareo aho, nefa tsy hitako velively izay helony amin’izay iampanganareo Azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nilazany hoe: –Nentinareo tatỳ amiko io Lehilahy io fa hoe nampiodina ny vahoaka; izaho efa nanadina Azy teo anatrehanareo, saingy tsy nahitako heloka na iray aza io Lehilahy io tamin’izay niampanganareo Azy.
Malagasy Bible 1865
dia hoy izy taminy: Entinareo atỳ amiko ity Lehilahy ity toy ny nampiodina ny vahoaka; ary, indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok'ity Lehilahy ity amin'izay iampanganareo Azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hoy izy tamin’izy ireo: Noentinareo atỳ amiko ity Lehilahy ity fa hoe nampiodina ny vahoaka; ary indro, efa nanadina Azy teto anatrehanareo aho, nefa tsy hitako izay helok’ity Lehilahy ity amin’izay iampanganareo Azy;
malagasy