Luke 23:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
na dia i Heroda koa aza dia tsy nahita, fa namerina Azy ho atỳ amintsika izy; ary indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tahaka izany koa i Herôda, fa namerina Azy ho atỳ amintsika Izy; ary indro tsy misy na inona na inona tokony hanamelohana Azy ho faty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Herôda koa tsy nahita heloka taminy, fa namerina Azy ho atỳ amintsika. Miharihary fa tsy misy na inona na inona nataony tokony hanamelohana Azy ho faty;
Malagasy Bible 1865
Tsia, na dia Heroda koa aza, fa namerina Azy hoy amintsika izy; ary, indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
na dia i Heroda koa aza dia tsy nahita, fa namerina Azy ho atỳ amintsika izy; ary indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;
malagasy
Tsia, na dia Heroda koa aza, fa namerina Azy hoy amintsika izy; ary, indro, tsy nisy zavatra nataony izay tokony hahafaty Azy;