Luke 23:17 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy maintsy manafaka olona iray ho an’ny vahoaka izy amin’ny andro firavoravoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy maintsy mandefa mpifatotra iray ho an’ny vahoaka rahateo izy amin’ny andro fety.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa isaky ny fankalazana ny Paska i Pilato dia tsy maintsy mandefa mpifatotra anankiray ho azy ireo.]
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy maintsy manafaka olona iray ho an’ny vahoaka izy amin’ny andro firavoravoana.
malagasy
[Ampio hoe: 17 Fa tsy maintsy mandefa ny anankiray ho an'ny olona izy amin'ny andro firavoravoana]