Luke 23:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izy rehetra dia niantso mafy indray miredona hoe: Vonoy Io ka i Barabasy no alefaso ho anay!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo indray niredona ny vahoaka niantso hoe: «Vonoy io, fa i Barabasy alefaso ho anay.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo indray nihoraka izy rehetra nanao hoe: –Vonoy io, fa i Barabasy alefa ho anay.
Malagasy Bible 1865
Fa izy rehetra niantso mafy indray miredona nanao hoe: Vonoy Io, ka Barabasy no alefaso ho anay!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izy rehetra dia niantso mafy indray miredona hoe: Vonoy Io ka i Barabasy no alefaso ho anay!
malagasy
Fa izy rehetra niantso mafy indray miredona nanao hoe: Vonoy Io, ka Barabasy no alefaso ho anay!